The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 78 › Bokin'ny Salamo 78:67

Bokin'ny Salamo 78:67

Dia nanary ny lain’ i Josefa Izy, ary ny firenen’ i Efraima tsy nofidiny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Moreover he refused the tabernacle of Joseph, and chose not the tribe of Ephraim:

In Context

66Dia namely ny fahavalony hiamboho Izy ka nahafa-baraka azy mandrakizay.

68Fa nifidy ny firenen’ i Joda kosa Izy, dia ny tendrombohitra Ziona izay tiany.

Read all of Bokin'ny Salamo 78

Cross References

1 Samuel 6:21Dia naniraka olona nankany amin’ ny mponina tao Kiriata-jearima izy hanao hoe: Efa naverin’ ny Filistina ny fiaran’ i Jehovah; koa midìna ianareo, dia ento miakatra ho any aminareo izy.

2 Samuel 6:17Ary nampiditra ny fiaran’ i Jehovah ny olona ka nametraka azy teo amin’ ny fitoerany tao amin’ ny lay izay naorin’ i Davida hitoerany; ary Davida nanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana teo anatrehan’ i Jehovah.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 78:67

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 78:66Bokin'ny Salamo 78Bokin'ny Salamo 78:68 →