The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 79 › Bokin'ny Salamo 79:8

Bokin'ny Salamo 79:8

Aza tsarovana aminay ny heloky ny razanay; aoka ho avy faingana hitsena anay ny fiantrànao, fa reraka indrindra izahay.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

O remember not against us former iniquities: let thy tender mercies speedily prevent us: for we are brought very low.

In Context

7Fa efa nandany an’ i Jakoba izy ireo sady nandrava ny fonenany.

9Vonjeo izahay, ry Andriamanitry ny famonjena anay ô, noho ny voninahitry ny anaranao; ary afaho izahay, ka mamelà ny helokay, noho ny anaranao.

Read all of Bokin'ny Salamo 79

Cross References

Genesis 15:16Fa raha mby amin’ ny zafiafy, dia hiverina atỳ izy; fa tsy mbola tanteraka ny heloky ny Amorita.

Deuteronomy 28:43Ny vahiny eo aminao hisandratra ho ambony dia ambony noho ianao, fa ianao kosa hietry ho ambany dia ambany.

Psalms 21:3Ny nirin’ ny fony dia nomenao azy, ary ny nangatahin’ ny molony tsy mba nolavinao. [Sela.]

Psalms 69:16Aza avela hanafotra ahy ny rano mandriaka, na hitelina ahy ny lalina; ary aza avela hikatom-bava amiko ny lavaka fantsakana.

Psalms 116:6Miaro ny kely saina Jehovah; Reraka aho, dia namonjy ahy Izy.

Psalms 142:6Mitaraina aminao aho, Jehovah ô; Hoy izaho: Hianao no aroko Sy anjarako eo amin’ ny tanin’ ny velona.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 79:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 79:7Bokin'ny Salamo 79Bokin'ny Salamo 79:9 →