Bokin'ny Salamo 8:7
Efa nampanjakainao amin’ ny asan’ ny tananao izy; ny zavatra rehetra dia efa nataonao eo ambanin’ ny tongony,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
All sheep and oxen, yea, and the beasts of the field;
In Context
8Dia ny ondry aman’ osy sy ny omby rehetra, ary ny bibidia koa,
Cross References
Genesis 1:28Ary Andriamanitra nitso-drano azy hoe: Maroa fara sy mihabetsaha ary mamenoa ny tany, ka mampanompoa azy; ary manjaka amin’ ny hazandrano ao amin’ ny ranomasina sy ny voro-manidina ary ny biby rehetra izay mihetsiketsika ambonin’ ny tany.