Bokin'ny Salamo 81:13
Ka dia navelako hanaraka ny ditry ny fony Izy, handehanany manaraka ny fisainan’ ny tenany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Oh that my people had hearkened unto me, and Israel had walked in my ways!
In Context
12Fa tsy nihaino ny feoko ny oloko; ary ny Isiraely tsy nankato Ahy;
14Enga anie ka hihaino Ahy ny oloko, dia handeha amin’ ny lalako ny Isiraely;
Read all of Bokin'ny Salamo 81
Cross References
Deuteronomy 10:12Ary ankehitriny, ry Isiraely ô, inona moa no ilain’ i Jehovah Andriamanitrao aminao, afa-tsy ny hatahotra an’ i Jehovah Andriamanitrao sy ny handeha amin’ ny lalany rehetra ary ny ho tia Azy sy hanompo an’ i Jehovah Andriamanitrao amin’ ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra,
Proverbs 1:31Dia hihinana ny vokatry ny alehany izy Ka ho voky ny fihendreny.
Jeremiah 7:24Kanjo tsy nihaino izy na nanongilana ny sofiny, fa nandeha tamin’ ny fisainany sy ny ditry ny fo ratsiny ihany izy dia niamboho, fa tsy mba nanatrika.
Luke 19:41Ary raha nanakaiky Izy ka nahita ny tanàna, dia nitomany azy