Bokin'ny Salamo 83:13
Izay nanao hoe: aoka halaintsika ho antsika ny fonenan’ Andriamanitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
O my God, make them like a wheel; as the stubble before the wind.
In Context
14Andriamanitro ô, ataovy tahaka ny tadio ireo, dia tahaka ny akofa entin’ ny rivotra,
Read all of Bokin'ny Salamo 83
Cross References
Job 13:25Moa izay ravin-kazo indaosin’ ny rivotra avy va no ampitahorinao? Ary izay vodivary maina avy va no enjehinao?
Psalms 22:1Ho an’ ny mpiventy hira. Alaieleth-hasahara. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 44:4Fa tsy ny sabany no nahazoany ny tany, ary tsy ny sandriny no namonjy azy; fa ny tananao ankavanana sy ny sandrinao ary ny fahazavan’ ny tavanao, satria efa sitrakao izy.
Psalms 74:11Nahoana no mampihemotra ny tananao, dia ny tananao ankavanana, Hianao? mampialà azy amin’ ny tratranao, ka mandringàna.
Isaiah 40:24Vao nambolena vetivety ireo, vao nafafy ireo, vao namaka tao amin’ ny tany ny fotony, dia notsofin’ Andriamanitra ireo, ka dia nalazo, ary nindaosin’ ny tafio-drivotra tahaka ny vodivary izy.
Jeremiah 13:24Koa dia haeliko izy toy ny vodivary indaosin’ ny rivotra avy any an-efitra.