Bokin'ny Salamo 83:19
Ary aoka ho fantany fa Hianao irery ihany, Izay atao hoe Jehovah, no ilay Avo Indrindra ambonin’ ny tany rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
18Aoka ho menatra sy ho amin-tahotra mandrakizay izy; eny, aoka hangaihay sy haringana izy.
Read all of Bokin'ny Salamo 83