Bokin'ny Salamo 84:2
Endrey ny hatsaran’ ny tabernakelinao, Jehovah, Tompon’ ny maro, ô!
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-hagitith. Salamo nataon’ ny Koraïta.
Read all of Bokin'ny Salamo 84
Cross References
Job 23:3Enga anie ka ho fantatro izay hahitako Azy ka ho tonga any amin’ ny fitoerany aza!
Psalms 63:1Salamo nataon’ i Davida, fony tany an-efitr’ i Joda izy.
Psalms 119:20Torotoro ny fanahiko noho ny faniriany Ny fitsipikao mandrakariva.
Psalms 143:6Mananty tanana aminao aho; Ny fanahiko dia tahaka ny tany mangetana eo anatrehanao. [Sela.]
Song of Solomon 5:8Mampianiana anareo aho, ry zanakavavin’ i Jerosalema: Raha mba hitanareo re ny malalako, dia ahoana no holazainareo aminy? Lazao fa mararim-pitia aho.
Isaiah 64:1Dia tahaka ny fandevon’ ny afony tapa-kazo maina sy ny fampangotraky ny afo ny rano mba hampahafantatra ny fahavalonao ny anaranao ka hangovitra eo anoloanao ny jentilisa.