Bokin'ny Salamo 85:13
Eny, Jehovah hanome ny tsara Ary ny tanintsika hahavoka-javatra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Righteousness shall go before him; and shall set us in the way of his steps.
In Context
12Ny fahamarinana mitsimoka amin’ ny tany; Ary ny rariny mitsinjo eny an-danitra.
14Ny rariny no hialoha Azy, Sady hizotra hanaraka ny diany eny an-dalana.
Read all of Bokin'ny Salamo 85
Cross References
Psalms 72:2Hitsara ny olonao amin’ ny fahamarinana izy. Ary ny malahelolonao amin’ ny fahitsiana.
Psalms 119:35Ampandehano amin’ ny lalan’ ny didinao aho; Fa izany no sitrako.
Jeremiah 31:14Dia hovokisako zava-matavy ny fanahin’ ny mpisorona, ary ny oloko ho voky ny zava-tsoako, hoy Jehovah.
Matthew 20:27ary izay te-ho ambony indrindra aminareo dia ho mpanomponareo.
John 13:34Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa.
Galatians 2:20Voahombo miaraka amin’ i Kristy amin’ ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin’ ny nofo dia ivelomako amin’ ny finoana ny Zanak’ Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy.