Bokin'ny Salamo 86:13
Fa lehibe ny famindram-ponao amiko; Ary efa novonjenao ny fanahiko tsy ho any amin’ ny fiainan-tsi-hita ambany indrindra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For great is thy mercy toward me: and thou hast delivered my soul from the lowest hell.
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 86
Cross References
Job 33:22Dia manakaiky ny lavaka ny fanahiny, ary ny ainy manatona ny mpaka aina.
Job 33:28Fa navotany ny fanahiko mba tsy hivarina any an-davaka, ary mifaly ny aiko amin’ ny fahitana ny mazava.
Psalms 30:3Jehovah Andriamanitro ô, nitaraina taminao aho, dia nahasitrana ahy Hianao.
Psalms 56:13Nivoady taminao aho, Andriamanitra ô, dia hanatitra fanati-pisaorana ho Anao.
Psalms 88:6Efa nafoy ho any amin’ ny maty aho, Tahaka izay voavono, mandry ao am-pasana, Izay tsy tsarovanao intsony, Fa voafongotry ny tananao.
Psalms 108:4Hidera Anao eny amin’ ny firenena maro aho, Jehovah ô, Ary hankalaza Anao eny amin’ ny jentilisa.