The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 86 › Bokin'ny Salamo 86:17

Bokin'ny Salamo 86:17

Anehoy famantarana ny ho soa aho, Mba ho hitan’ izay mankahala ahy, ka ho menatra izy; Fa Hianao Jehovah ô, no namonjy sy nampionona ahy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Show me a token for good; that they which hate me may see it, and be ashamed: because thou, LORD, hast helped me, and comforted me.

In Context

16Todiho aho ka amindrao fo; Omeo ny herinao ny mpanomponao, Ary vonjeo ny zanaky ny ankizivavinao.

Read all of Bokin'ny Salamo 86

Cross References

Psalms 40:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.

Psalms 71:9Aza manary ahy, rehefa antitra aho; ary aza mahafoy ahy, rehefa ketraka ny heriko.

Psalms 71:21Ampitomboy ny voninahitro, ary aoka hampionona ahy indray Hianao.

Psalms 109:29Mitafy henatra ny fahavaloko Ka misaron-kenatra tahaka ny lamba.

Isaiah 38:22Ary hoy Hezekia: Inona no famantarana fa hiakatra ao an-tranon’ i Jehovah aho?

1 Corinthians 5:5hanolotra izany anankiray izany ho an’ i Satana hanimbana ny nofo, mba hamonjena ny fanahy amin’ ny andron’ i Jesosy Tompo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 86:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 86:16Bokin'ny Salamo 86