Bokin'ny Salamo 88:19
Efa nampanalavirinao ahy ny olona tia ahy sy ny sakaizako; Ireo nahazatra ahy dia fahamaizinana.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
18Mandifotra ahy mandrakariva tahaka ny rano ireny; Miara-manodidina ahy izy.
Read all of Bokin'ny Salamo 88