Bokin'ny Salamo 89:40
Efa nahafoana ny fanekena tamin’ ny mpanomponao Hianao; Efa nataonao ho fahavetavetana ny satro-boninahiny ka narianao teny an-tany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou hast broken down all his hedges; thou hast brought his strong holds to ruin.
In Context
39Fa efa narianao sy nolavinao izy; Efa tezitra tamin’ ny voahosotrao Hianao.
41Efa noravanao ny fefiny rehetra; Efa nosimbanao ny fiarovany mafy.
Read all of Bokin'ny Salamo 89
Cross References
2 Chronicles 12:2Ary tamin’ ny taona fahadimy nanjakan-dRehoboama mpanjaka dia niakatra Sisaka, mpanjakan’ i Egypta, hamely an’ i Jerosalema, fa nivadika tamin’ i Jehovah ny mponina tany,
Job 1:10Tsy Hianao va no nanao fefy manodidina azy sy manodidina ny tranony ary manodidina izay ananany rehetra? Notahinao ny asan’ ny tànany ka manenika ny tany ny omby aman’ ondriny.
Psalms 80:12Nampisandrahaka ny rantsany hatramin’ ny ranomasina izy, ary ny sakeliny hatramin’ ny Ony.
Lamentations 2:2Nolevonin’ ny Tompo ny fonenan’ i Jakoba rehetra, fa tsy niantrany; Noravany an-katezerana ny fiarovan’ i Joda zanakavavy ka nazerany tamin’ ny tany, tsy nohamasininy ny fanjakana sy ny mpanapaka,
Ezekiel 21:31izao no lazain’ i Jehovah Tompo Hesorina ny hamama, ary halàna ny satro-boninahitra, tsy ho ao intsony ireo; hasandratra ny iva, ary haetry ny avo.