Bokin'ny Salamo 9:2
Hidera an’ i Jehovah amin’ ny foko rehetra aho; hanambara ny fahagaganao rehetra aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I will be glad and rejoice in thee: I will sing praise to thy name, O thou most High.
In Context
1Ho an’ ny mpiventy hira, Almoth-laben. Salamo nataon’ i Davida.
3Ho faly sy ho ravoravo aminao aho; hankalaza ny anaranao aho ry Avo Indrindra ô,
Cross References
Psalms 5:11Helohy izy, Andriamanitra ô; Aoka ho lavon’ ny saina ataony izy; Roahy izy noho ny haben’ ny fahotany, satria efa niodina taminao.
Psalms 26:7Mba hanao feo fiderana, ka hilaza ny asanao mahagaga rehetra.
Psalms 28:7Jehovah no heriko sy ampingako; izy no nitokian’ ny foko, ka voavonjy aho; dia mifaly ny foko, ka ny hirako no hiderako Azy.
Psalms 56:2Mamindrà fo amiko, Andriamanitra ô, fa misafoaka manenjika ahy ny olona; miady amiko mandrakariva izy ka mampahory ahy.
Psalms 86:12Hidera Anao amin’ ny foko rehetra aho, Andriamanitro Tompo ô Hanome voninahitra ny anaranao mandrakizay aho.
Psalms 92:4Amin’ ny valiha tory folo Sy amin’ ny feon-dokanga.