Bokin'ny Salamo 92:2
Tsara ny hidera an’ i Jehovah Sy ny hankalaza ny anaranao, ry Avo Indrindra ô,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
To shew forth thy lovingkindness in the morning, and thy faithfulness every night,
In Context
1Salamo. Tonon-kira hatao amin’ ny andro Sabata.
3Ary hanambara ny famindram-ponao nony maraina Sy ny fahamarinanao nony alina,
Read all of Bokin'ny Salamo 92
Cross References
1 Chronicles 25:1Ary ny taranak’ i Asafa sy Hemana ary Jedotona dia natokan’ i Davida sy ireo komandin’ ny miaramila ho amin’ ny fanompoana mba haminany amin’ ny lokanga sy ny valiha ary ny kipantsona; ary izao no isan’ ny mpanao araka ny fanompoany avy:
Psalms 9:3Ho faly sy ho ravoravo aminao aho; hankalaza ny anaranao aho ry Avo Indrindra ô,
Psalms 71:15Ny vavako hitory ny fahamarinanao sy ny famonjenao mandrakariva, fa tsy fantatro ny isany.
Psalms 89:1Maskila nataon’ i Etana Ezrahita.
Psalms 145:2Hankalaza Anao isan’ andro aho sy hidera ny anaranao mandrakizay doria.
Isaiah 63:7Ny famindram-pon’ i Jehovah no hambarako, dia ny fiderana an’ i Jehovah araka izay rehetra nataony tamintsika sy ny haben’ ny fahasoavana tamin’ ny taranak’ Isiraely. Izay nomeny azy araka ny fiantrany sy araka ny haben’ ny famindram-pony.