Bokin'ny Salamo 99:2
Lehibe any Ziona Jehovah; Ary avo ambonin’ ny firenena rehetra Izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The LORD is great in Zion; and he is high above all the people.
In Context
3Aoka hidera ny anaranao lehibe sy mahatahotra ireo; Fa masìna Jehovah.
Read all of Bokin'ny Salamo 99
Cross References
Psalms 47:3Fa Jehovah no avo indrindra ka tokony hatahorana; Mpanjaka lehibe ambonin’ ny tany rehetra Izy.
Psalms 48:1Tonon-kira. Salamo nataon’ ny Koraïta.
Psalms 66:7Manjaka mandrakizay amin’ ny heriny Izy, ary ny masony mandinika ny firenen-tsamy hafa; aoka tsy hanandra-tena ny maditra. [Sela.]
Psalms 97:9Fa Hianao, Jehovah ô, no avo indrindra ambonin’ ny tany rehetra; Efa avo ambonin’ ny andriamanitra rehetra Hianao.
Isaiah 12:6Miantsoa mafy sy mihobia, ry mponina any Ziona; Fa lehibe ao afovoanao ny Iray Masin’ ny Isiraely.
Daniel 4:34Koa amin’ izany, izaho Nebokadnezara midera sy manandratra ary mankalaza ny Mpanjakan’ ny lanitra; marina avokoa ny asany rehetra, ary araka ny rariny ny lalany; ary izay mandeha amin’ ny fiavonavonana dia hainy aetry.