Apokalypsin'i Jaona 2:29
Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ ny Fanahy amin’ ny fiangonana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He that hath an ear, let him hear what the Spirit saith unto the churches.
In Context
28Ary homeko azy ny kintana fitarika andro.
Read all of Apokalypsin'i Jaona 2
Cross References
Revelation 2:7Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ ny Fanahy amin’ ny fiangonana. Izay maharesy dia havelako hihinana ny avy amin’ ny hazon’ aina, izay eo amin’ ny Paradisan’ Andriamanitra.