bible.software › Apokalypsin'i Jaona › Apokalypsin'i Jaona 20 › Apokalypsin'i Jaona 20:7
Apokalypsin'i Jaona 20:7
Ary rehefa tapitra ny arivo taona, dia hovahana Satana ho afaka ao amin’ ny tranomaizina nitoerany
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when the thousand years are expired, Satan shall be loosed out of his prison,
In Context
6Sambatra sy masìna izay manana anjara amin’ ny fitsanganana voalohany; ireo tsy mba ananan’ ny fahafatesana faharoa fahefana, fa ho mpisoron’ Andriamanitra sy Kristy ireo ka hiara-manjaka aminy arivo taona.
8ka hivoaka hamitaka ny firenena eny amin’ ny vazan-tany efatra, dia Goga sy Magoga, mba hanangona ary ho any amin’ ny ady; tahaka ny fasiky ny ranomasina ny isany.
Read all of Apokalypsin'i Jaona 20
Cross References
Revelation 20:2dia nisambotra ilay dragona izy (dia ilay menarana ela, ny devoly sy Satana izany) ka namatotra ary arivo taona,
This Verse In Other Editions
Study Apokalypsin'i Jaona 20:7