The Bible Software
bible.software › Apokalypsin'i Jaona › Apokalypsin'i Jaona 21 › Apokalypsin'i Jaona 21:25

Apokalypsin'i Jaona 21:25

Ary ny vavahadiny tsy harindrina akory amin’ ny andro (fa tsy mba hisy alina ao).

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the gates of it shall not be shut at all by day: for there shall be no night there.

In Context

24Ary ny firenena maro no handeha amin’ ny fahazavany; ary ny mpanjakan’ ny tany dia mitondra ny voninahiny ho ao anatiny.

26Ary ny voninahitra sy ny hajan’ ny firenena maro dia ho entina ao anatiny.

Read all of Apokalypsin'i Jaona 21

Cross References

Isaiah 60:11Ary hidanadana mandrakariva ny vavahadinao, tsy hirindrina izy na andro na alina, hampidirana ny haren’ ny firenena sy ny mpanjakany izay efa voababo ho ao aminao.

Zechariah 14:7fa hisy andro iray, izay fantatr’ i Jehovah, tsy andro na alina; nefa, raha hariva ny andro, dia hisy mazava.

Revelation 22:5Ary tsy hisy alina intsony; ary tsy mba mila fahazavan’ ny jiro na fahazavan’ ny masoandro izy; fa ny Tompo Andriamanitra no hanazava azy; ary hanjaka mandrakizay mandrakizay izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Apokalypsin'i Jaona 21:25

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Apokalypsin'i Jaona 21:24Apokalypsin'i Jaona 21Apokalypsin'i Jaona 21:26 →