Apokalypsin'i Jaona 21:26
Ary ny voninahitra sy ny hajan’ ny firenena maro dia ho entina ao anatiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they shall bring the glory and honour of the nations into it.
In Context
25Ary ny vavahadiny tsy harindrina akory amin’ ny andro (fa tsy mba hisy alina ao).
Read all of Apokalypsin'i Jaona 21