Apokalypsin'i Jaona 6:7
Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahefatra, dia reko ny feon’ ny zava-manan’ aina fahefatra nanao hoe: Avia.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when he had opened the fourth seal, I heard the voice of the fourth beast say, Come and see.
In Context
Read all of Apokalypsin'i Jaona 6
Cross References
Revelation 4:7Ary ny zava-manan’ aina voalohany dia tahaka ny liona, ary ny zava-manan’ aina faharoa dia tahaka ny zanak’ omby, ary ny zava-manan’ aina fahatelo dia manana tava tahaka ny tavan’ olona, ary ny zava-manan’ aina fahefatra dia tahaka ny voromahery manidina.
Revelation 6:3Ary rehefa novahany ny tombo-kase faharoa, dia reko ny zava-manan’ aina faharoa nanao hoe: Avia.