bible.software › Apokalypsin'i Jaona › Apokalypsin'i Jaona 9 › Apokalypsin'i Jaona 9:12
Apokalypsin'i Jaona 9:12
Lasa ny loza anankiray; indreo, ho avy ny loza roa hafa koa, rehefa afaka izao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
One woe is past; and, behold, there come two woes more hereafter.
In Context
11Ary manana ny anjelin’ ny lavaka tsy hita noanoa ho mpanjakany izy; ny anarany amin’ ny teny Hebreo dia Abadona, fa amin’ ny teny Grika kosa dia Apolyona no anarany.
13Ary ny anjely fahenina nitsoka, dia nahare feo ary tamin’ ny tandroky ny alitara volamena eo anatrehan’ Andriamanitra aho,
Read all of Apokalypsin'i Jaona 9
Cross References
Revelation 9:13Ary ny anjely fahenina nitsoka, dia nahare feo ary tamin’ ny tandroky ny alitara volamena eo anatrehan’ Andriamanitra aho,
This Verse In Other Editions
Study Apokalypsin'i Jaona 9:12