Epistily ho an'ny Romana 1:15
koa raha izaho, dia mazoto hitory ny filazantsara aminareo izay any Roma koa aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So, as much as in me is, I am ready to preach the gospel to you that are at Rome also.
In Context
14Ananan’ ny Grika sy ny firenena hafa rehetra, ny hendry sy ny tsy hendry, trosa aho;
Read all of Epistily ho an'ny Romana 1
Cross References
1 Kings 8:18Nefa hoy Jehovah tamin’ i Davida raiko: Satria tao am-ponao ny fikasana hanao trano ho an’ ny anarako, dia tsara izany fikasanao izany.
Matthew 9:38Be ny vokatra, fa ny mpiasa no vitsy; koa amin’ izany mangataha amin’ ny Tompon’ ny vokatra mba hampandehanany mpiasa hamory ny vokatra.
John 4:34Hoy Jesosy taminy: Ny haniko dia ny manao ny sitrapon’ izay naniraka Ahy sy ny mahavita ny asany.
Romans 12:18Raha azo atao, dia ataovy izay hihavananareo amin’ ny olona rehetra.
1 Corinthians 9:17Fa raha ny sitrapoko no anaovako izany, dia mahazo valim-pitia aho; fa raha tsy ny sitrapoko, dia natolotra aho ho andraikitro izany.
2 Corinthians 10:15tsy mirehareha tsy amin’ ohatra amin’ izay nisasaran’ ny sasany izahay, fa manana fanantenana izahay fa rehefa mitombo ny finoanareo, dia hohalehibiazina ao aminareo izahay araka ny voafaritra ho anjarany, sady mbola handroso ihany