Epistily ho an'ny Romana 1:19
satria izay fantatra ny amin’ Andriamanitra dia miseho ao am-pon’ ireny, fa nasehon’ Andriamanitra taminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Because that which may be known of God is manifest in them; for God hath shewed it unto them.
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Romana 1
Cross References
Isaiah 40:26Asandrato ny masonareo, ka mijere; Iza no nahary ireny? Izy no mamoaka ny antokony araka ny isany sy miantso azy rehetra amin’ ny anarany avy noho ny haben’ ny fahatanjahany sy ny heriny tsy toha, ka tsy misy diso ireny na dia iray akory aza.
John 1:9Tao ny tena Mazava Izay mahazava ny olona rehetra tonga amin’ izao tontolo izao.
Acts 17:23Fa raha nandeha aho ka nandinika izay zavatra ivavahanareo, dia nahita alitara anankiray misy izao soratra izao: HO AN’ IZAY ANDRIAMANITRA TSY FANTATRA. Koa izay ivavahanareo, kanefa tsy fantatrareo, dia izany no toriko aminareo,