The Bible Software
bible.software › Epistily ho an'ny Romana › Epistily ho an'ny Romana 10 › Epistily ho an'ny Romana 10:11

Epistily ho an'ny Romana 10:11

Fa hoy ny Soratra Masìna: Tsy ho menatra izay rehetra mino Azy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For the scripture saith, Whosoever believeth on him shall not be ashamed.

In Context

10Fa amin’ ny fo no inoana hahazoana fahamarinana, ary amin’ ny vava no anekena hahazoana famonjena.

12Fa tsy misy hafa, na Jiosy na jentilisa, fa iray ihany no Tompon’ izy rehetra, sady manan-karena homeny izay rehetra miantso Ary Izy.

Read all of Epistily ho an'ny Romana 10

Cross References

Isaiah 28:16Dia izao no lazain’ i Jehovah Tompo: Indro, Izaho no efa nametraka vato ao Ziona, dia vato voazaha toetra, vato tsara izay fehizoro voaorina ho fanorenana mafy, ka tsy mba ho taitra izay mino.

Jeremiah 17:7Hotahina izay olona matoky an’ i Jehovah, dia izay manana an’ i Jehovah ho tokiny.

1 Peter 2:6Fa misy teny ao amin’ ny Soratra Masìna manao hoe: “Indro, mametraka fehizoro ao Ziona Aho, dia vato voafidy sady tsara; Ary izay mino Azy tsy ho menatra”.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily ho an'ny Romana 10:11

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily ho an'ny Romana 10:10Epistily ho an'ny Romana 10Epistily ho an'ny Romana 10:12 →