The Bible Software
bible.software › Epistily ho an'ny Romana › Epistily ho an'ny Romana 10 › Epistily ho an'ny Romana 10:2

Epistily ho an'ny Romana 10:2

Fa vavolombelon’ ireny aho fa mazoto ho an’ Andriamanitra izy, saingy tsy araka ny fahalalana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For I bear them record that they have a zeal of God, but not according to knowledge.

In Context

1Ry rahalahy, ny irin’ ny foko sy ny angatahiko amin’ Andriamanitra ho an’ ireny dia famonjena.

3Fa satria tsy nahalala ny fahamarinana avy amin’ Andriamanitra izy ka nitady hanamarina ny tenany, dia tsy nanaiky ny fahamarinana avy amin’ Andriamanitra.

Read all of Epistily ho an'ny Romana 10

Cross References

2 Kings 10:16Ary hoy Jeho: Andeha hiaraka amiko, ka izahao ny zotom-poko ho an’ i Jehovah. Dia nentina teo amin’ ny kalesy izy.

Proverbs 19:2Tsy tsara raha tsy manam-pahalalana ny fanahy; Ary izay miezaka mosalahy dia ho diso lalana.

John 16:2Handroaka anareo hiala amin’ ny synagoga izy; eny, ho avy ny andro, ka hataon’ izay rehetra mamono anareo fa manatitra fanompoam-pivavahana ho an’ Andriamanitra izy.

Acts 21:28ka dia niantso hoe: Avia, ry lehilahy Isiraely, fa io no lehilahy mampianatra ny olona rehetra ombieniombieny manohitra ny olona Isiraely sy ny lalàna sy ity fitoerana ity, sady nampiditra jentilisa teo an-kianjan’ ny tempoly izy ka nandoto ity fitoerana masìna.

Acts 22:22Ary ny olona nihaino azy hatramin’ izany teny izany, dia nanandratra ny feony ka nanao hoe: Esory amin’ ny tany ilehio, fa tsy tokony hovelomina izy!

Romans 9:31fa ny Isiraely, izay nitady lalàn’ ny fahamarinana kosa, dia tsy nahatratra izany lalàna izany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily ho an'ny Romana 10:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily ho an'ny Romana 10:1Epistily ho an'ny Romana 10Epistily ho an'ny Romana 10:3 →