The Bible Software
bible.software › Epistily ho an'ny Romana › Epistily ho an'ny Romana 11 › Epistily ho an'ny Romana 11:14

Epistily ho an'ny Romana 11:14

raha mba misy hahazoako hampialona ireo mifanapa-tsinay amiko, mba hamonjeko ny sasany aminy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

If by any means I may provoke to emulation them which are my flesh, and might save some of them.

In Context

13Fa ianareo jentilisa no itenenako. Koa satria Apostolin’ ny jentilisa aho, dia mankalaza ny fanompoako,

15Fa raha ny fanariana azy no fampihavanana izao tontolo izao, tsy ho fitsanganana amin’ ny maty ny fandraisana azy?

Read all of Epistily ho an'ny Romana 11

Cross References

Romans 11:11Dia hoy izaho: Sao dia tafintohina ho lavo anie ny Isiraely? Sanatria izany! fa ny fahatafintohinany no nahatonga famonjena ho an’ ny jentilisa mba hampialona azy.

1 Corinthians 7:16Fa ahoana moa no ahafantaranao, ravehivavy, na hovonjenao ny vadinao, na tsia? Ary ahoana no ahafantaranao, ralehilahy, na hovonjenao ny vadinao, na tsia?

1 Timothy 2:4Izay tia ny olona rehetra hovonjena ka ho tonga amin’ ny fahalalana ny marina.

2 Timothy 2:10Izany no iaretako ny zavatra rehetra noho ny amin’ ny olom-boafidy, mba hahazoan’ ireny koa famonjena, dia izay ao amin’ i Kristy Jesosy, mbamin’ ny voninahitra mandrakizay.

Philemon 1:12izay nampodiko indray, dia ilay sombin’ ny aiko;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily ho an'ny Romana 11:14

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily ho an'ny Romana 11:13Epistily ho an'ny Romana 11Epistily ho an'ny Romana 11:15 →