Epistily ho an'ny Romana 11:32
Fa Andriamanitra nanidy azy rehetra tamin’ ny tsi-fanekena, mba hamindrany fo amin’ izy rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For God hath concluded them all in unbelief, that he might have mercy upon all.
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Romana 11
Cross References
John 1:7Izy tonga ho vavolombelona hanambara ny Mazava, mba hinoan’ ny olona rehetra noho ny teniny.
Romans 3:9Ahoana ary? Manan-kavaly va isika? Tsia tsy akory; fa efa voalazantsika rahateo ho mpanota avokoa na ny Jiosy na ny jentilisa;
Galatians 3:22Fa ny Soratra Masìna efa nanidy azy rehetra teo amin’ ny fahotana, mba homena ny mino ny teny fikasana noho ny finoana an i Jesosy Kristy.