The Bible Software
bible.software › Epistily ho an'ny Romana › Epistily ho an'ny Romana 11 › Epistily ho an'ny Romana 11:34

Epistily ho an'ny Romana 11:34

Fa iza no nahalala ny sain’ i Jehovah? ary iza no mpanolo-tsaina Azy?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For who hath known the mind of the Lord? or who hath been his counsellor?

In Context

33Endrey ny halalin’ ny haren’ Andriamanitra sy ny fahendreny ary ny fahalalany! ny fitsarany tsy hita lany, ary ny lalany tsy azo fantarina!

35Na iza no nanome Azy aloha hamaliana azy indray?

Read all of Epistily ho an'ny Romana 11

Cross References

Job 36:22Indro, Andriamanitra miasa amin’ ny heriny mampiseho ny fisandratany; Iza no mba mpampianatra tahaka Azy?

Jeremiah 23:18Fa iza moa no efa isan’ ny mpihevitra teo amin’ i Jehovah ka nahita sy nandre ny teniny? Iza no nanongilana ny sofiny taminy ka nihaino ny teniny?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily ho an'ny Romana 11:34

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily ho an'ny Romana 11:33Epistily ho an'ny Romana 11Epistily ho an'ny Romana 11:35 →