Epistily ho an'ny Romana 12:11
Mazotoa, fa aza malaina, ary aoka hafana fo amin’ ny fanompoana ny Tompo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Not slothful in business; fervent in spirit; serving the Lord;
In Context
12Mifalia amin’ ny fanantenana; miareta amin’ ny fahoriana; mahareta amin’ ny fivavahana.
Read all of Epistily ho an'ny Romana 12
Cross References
Proverbs 6:6Mandehana any amin’ ny vitsika, ry ilay malaina; Diniho ny fanaony, ka mba hendre;
Proverbs 13:4Ny fanahin’ ny kamo maniry, fa tsy mba mahazo; Fa ny fanahin’ ny mazoto hohatavezina.
Proverbs 22:29Mahita olona mailaka amin’ ny raharahany va ianao? Eo anatrehan’ ny mpanjaka no hitsanganany, Fa tsy hitsangana eo anatrehan’ ny olona ambany izy.
Proverbs 26:13Hoy ny malaina: Misy liona any an-dalana, Misy liona atsy an-dalambe.
Isaiah 56:10Jamba ny mpitiliny, samy tsy mahalala izy rehetra, amboa moana avokoa, izy rehetra, ka tsy mahavovo, manonofy izy, eny, mandry ka torimaso.
Matthew 25:26Ary ny tompony namaly ka nanao taminy hoe: Ry mpanompo ratsy sady malaina, efa fantatrao fa mijinja eny amin’ izay tsy namafazako aho, ary manangona eny amin’ izay tsy nanahafako;