Epistily ho an'ny Romana 12:14
Misaora izay manenjika anareo; misaora, fa aza manozona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Bless them which persecute you: bless, and curse not.
In Context
13Miantrà ny olona masìna araka izay ilainy; mazotoa mampiantrano vahiny.
15Miaraha mifaly amin’ izay mifaly, ary miaraha mitomany amin’ izay mitomany.
Read all of Epistily ho an'ny Romana 12
Cross References
Matthew 5:44Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Tiava ny fahavalonareo, ary mivavaha ho an’ izay manenjika anareo,
Luke 23:34Ary hoy Jesosy: Raiko ô, mamelà ny helony, fa tsy fantany izay ataony. Dia nanaovany loka no fizara ny fitafiany.
Romans 12:21Aza mety ho resin’ ny ratsy ianao, fa reseo amin’ ny soa ny ratsy.
1 Thessalonians 5:15Tandremo mba tsy hisy hamaly ratsy olona; fa miezaha mandrakariva hitady izay tsara, na amin’ ny namanareo na amin’ ny olona rehetra.
1 Peter 2:21Fa ho amin’ izany no niantsoana anareo; fa Kristy aza efa nijaly hamonjy anareo ka namela fianarana ho anareo, mba hanarahanareo ny diany;