Epistily ho an'ny Romana 12:17
Aza mamaly ratsy na amin’ iza na amin’ iza. Miomàna hanao izay mahamendrika eo imason’ ny olona rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Recompense to no man evil for evil. Provide things honest in the sight of all men.
In Context
18Raha azo atao, dia ataovy izay hihavananareo amin’ ny olona rehetra.
Read all of Epistily ho an'ny Romana 12
Cross References
Proverbs 20:22Aza manao hoe: Hamaly ny ratsy nataony aho; Fa andraso Jehovah, fa Izy no hamonjy anao.
Romans 12:19Ry malala, aza mamaly ratsy, fa omeo lalana ny fahatezerana; fa voasoratra hoe: Ahy ny famaliana; Izaho no hamaly, hoy Jehovah.
1 Corinthians 6:6Fa ny rahalahy mandeha hiady amin’ ny rahalahiny, na dia hotsarain’ ny tsy mino aza.
2 Corinthians 8:20Ary mitandrina izahay mba tsy hisy hanome tsiny anay amin’ izao harena be angoninay izao;
Colossians 4:5Mandehana amin’ ny fahendrena amin’ izay ao ivelany, hararaoty ny andro azo anaovan-tsoa.
1 Thessalonians 5:15Tandremo mba tsy hisy hamaly ratsy olona; fa miezaha mandrakariva hitady izay tsara, na amin’ ny namanareo na amin’ ny olona rehetra.