Epistily ho an'ny Romana 12:18
Raha azo atao, dia ataovy izay hihavananareo amin’ ny olona rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
If it be possible, as much as lieth in you, live peaceably with all men.
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Romana 12
Cross References
Judges 11:14Ary Jefta naniraka olona indray nankany amin’ ny mpanakan’ ny taranak’ i Amona
Psalms 34:14Dia arovy ny lelanao amin’ ny ratsy ary ny molotrao mba tsy hiteny fitaka.
Proverbs 12:20Fitaka no ao am-pon’ izay mamoron-tsain-dratsy; Fa hafaliana no amin’ izay misaina fiadanana.
Matthew 5:9Sambatra ny mpampihavana; fa izy no hatao hoe zanak’ Andriamanitra.
Romans 14:17Fa ny fanjakan’ Andriamanitra dia tsy amin’ ny fihinanana sy ny fisotroana, fa fahamarinana sy fiadanana ary fifaliana ao amin’ ny Fanahy Masìna.
1 Corinthians 7:15Fa raha ny tsy mino no miala, aoka hiala izy. Na rahalahy na anabavy dia tsy voafehy amin’ izany; fa Andriamanitra efa niantso antsika amin’ ny fihavanana.