Epistily ho an'ny Romana 14:16
Aoka ary tsy mba hotenenina ratsy ny fahasoavana azonareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Let not then your good be evil spoken of:
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Romana 14
Cross References
Ruth 3:14Dia nandry teo an-tongony mandra-pahamarain’ ny andro Rota, ary nifoha, raha mbola maizimaizina, ilay mbola tsy ahitana tarehy iny. Fa hoy ralehilahy: Aza avela ho fantatr’ olona fa tatỳ am-pamoloana ravehivavy.
1 Corinthians 10:29Fieritreretana, hoy izaho, tsy ny an’ ny tenanano, fa ny an’ ny olon-kafa; fa nahoana ny fahafahako no dia tsarain’ ny fieritreretan’ ny olon-kafa?
1 Thessalonians 5:22Fadio ny fanao ratsy rehetra.