Epistily ho an'ny Romana 15:11
Ary koa: Midera’ an’ i Jehovah, ry jentilisa rehetra. Ary aoka hankalaza Azy ny firenena rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And again, Praise the Lord, all ye Gentiles; and laud him, all ye people.
In Context
10Ary hoy koa Izy: Miravoravoa, ry jentilisa, mbamin’ ny olony.
Read all of Epistily ho an'ny Romana 15
Cross References
Psalms 117:1Miderà an’ i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetra.