bible.software › Epistily ho an'ny Romana › Epistily ho an'ny Romana 15 › Epistily ho an'ny Romana 15:21
Epistily ho an'ny Romana 15:21
fa araka ny voasoratra hoe: Izay tsy nilazana Azy no hahita, Ary izay tsy nandre no hahafantatra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But as it is written, To whom he was not spoken of, they shall see: and they that have not heard shall understand.
In Context
20Koa dia nataoko ho voninahitro ny hitory ny filazantsara toy izao: tsy eo amin’ izay efa niantsoana an’ i Kristy anefa, fandrao hanovona eo ambonin’ izay efa naorin’ ny sasany aho;
22Ary izany no nahasampona ahy matetika tsy hankany aminareo.
Read all of Epistily ho an'ny Romana 15
Cross References
Isaiah 65:1Notadiavin’ zay tsy naniry Aho sy hitan’ izay tsy nitady; hoy Izaho tamin’ ny firenena izay tsy nantsoina tamin’ ny anarako: Inty Aho! Inty Aho!
This Verse In Other Editions
Study Epistily ho an'ny Romana 15:21