Epistily ho an'ny Romana 15:23
Fa ankehitriny, satria tsy misy antony intsony ny itoerako amin’ ireto tany ireto sady efa naniry hatramin’ ny taona maro hankany aminareo aho,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
22Ary izany no nahasampona ahy matetika tsy hankany aminareo.
Read all of Epistily ho an'ny Romana 15
Cross References
Romans 1:10dia mangataka fandrao mba hisy hahafahako amin’ izao ho tonga aminareo, raha sitrapon’ Andriamanitra.
Romans 15:32mba hankanesako any aminareo amin’ ny fifaliana, raha sitrapon’ Andriamanitra, ka samy ho velombelona ny fontsika.
2 Timothy 1:4ary maniry hahita anao aho (satria tsaroako ny ranomasonao), mba ho feno fifaliana aho;