bible.software › Epistily ho an'ny Romana › Epistily ho an'ny Romana 15 › Epistily ho an'ny Romana 15:27
Epistily ho an'ny Romana 15:27
Eny, sitrapony izany, sady mpitrosa aminy izy. Fa raha ny jentilisa no niombona ny zava-panahy taminy, dia tokony hanompo azy kosa amin’ ny zavatra momba ny nofo izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
It hath pleased them verily; and their debtors they are. For if the Gentiles have been made partakers of their spiritual things, their duty is also to minister unto them in carnal things.
In Context
26Fa efa sitrapon’ Makedonia sy Akaia ny hamory vola hiantrana ny malahelo amin’ ny olona masìna any Jerosalema.
28Ary rehefa vitako izany, ka voatolotro azy soa aman-tsara izany vokatra izany, dia hihazo any aminareo aho, raha mankany Spania.
Read all of Epistily ho an'ny Romana 15
Cross References
Romans 11:17Fa raha notapahina ny sampany sasany, ary ianao izay tahaka ny hazo oliva maniry ho azy kosa no natsofoka teo aminy mba niombona ny fakan’ ny menaky ny hazo oliva
Galatians 6:6Aoka izay ampianarina ny teny mba hahafoy zava-tsoa ho an’ izay mampianatra.
This Verse In Other Editions
Study Epistily ho an'ny Romana 15:27