Epistily ho an'ny Romana 15:32
mba hankanesako any aminareo amin’ ny fifaliana, raha sitrapon’ Andriamanitra, ka samy ho velombelona ny fontsika.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
That I may come unto you with joy by the will of God, and may with you be refreshed.
In Context
33Ary Andriamanitry ny fiadanana anie ho aminareo rehetra. Amena.
Read all of Epistily ho an'ny Romana 15
Cross References
Proverbs 25:13Toy ny hatsiaky ny oram-panala amin’ ny taom-pijinjana, Dia toy izany ny iraka mahatoky amin’ izay naniraka azy, Fa mamelombelona ny fon’ ny tompony izy.
Acts 27:1Ary rehefa voadidy hiondrana an-tsambo hiala hankany Italia izahay, Paoly sy ny mpifatotra sasany dia natolotra tamin’ ny kapiteny atao hoe Jolio, tamin’ ny antokon’ i Aogosto.
Acts 28:15Ary nony nahare ny dianay ny rahalahy tany, dia tonga izy nitsena anay hatrany amin’ ny Tsenan’ Apio sy ny Tranombahiny Telo; raha nahita azy Paoly, dia nisaotra an’ Andriamanitra izy ka nahazo toky.
Romans 1:10dia mangataka fandrao mba hisy hahafahako amin’ izao ho tonga aminareo, raha sitrapon’ Andriamanitra.
1 Corinthians 4:19Fa ho avy any aminareo faingana aho, raha sitrapon’ ny Tompo, dia ho fantatro izay herin’ ireo mpirehareha ireo, fa tsy ny fiteniny.
2 Corinthians 7:13Ary noho izany dia nampiononina izahay, ary tamin’ ny nampiononana anay dia vao mainka nifaly izahay noho ny fifalian’ i Titosy, fa ianareo rehetra efa namelombelona ny fanahiny.