Epistily ho an'ny Romana 16:14
Veloma amin’ i Asynkrito, Flegona, Hermesy, Patroba, Herma, mbamin’ ny rahalahy ao aminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Salute Asyncritus, Phlegon, Hermas, Patrobas, Hermes, and the brethren which are with them.
In Context
13Veloma amin’ i Rofosy, ilay voafidy ao amin’ ny Tompo, ary amin’ ny reniny sy reniko.
Read all of Epistily ho an'ny Romana 16
Cross References
Romans 8:29satria izay fantany rahateo no notendreny koa hitovy endrika amin’ ny Zanany, mba ho Lahimatoa amin’ ny rahalahy maro Izy.
Hebrews 3:1Koa amin’ izany, ry rahalahy masìna, mpiombona ny fiantsoana avy any an-danitra, hevero ny Apostoly sy Mpisoronabe Izay ekentsika, dia Jesosy,