The Bible Software
bible.software › Epistily ho an'ny Romana › Epistily ho an'ny Romana 16 › Epistily ho an'ny Romana 16:22

Epistily ho an'ny Romana 16:22

Izaho, Tertio, izay manoratra ity epistily ity, manao veloma anareo ao amin’ ny Tompo.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

I Tertius, who wrote this epistle, salute you in the Lord.

In Context

21Manao veloma anareo Timoty, mpiara-miasa amiko, sy Losio sy Jasona ary Sosipatro havako.

23Gaio, ilay itoeranay sy ny fiangonana rehetra, manao veloma anareo. Erasto, mpitahiry ny volam-panjakana ato an-tanàna, sy Koarto rahalahy manao veloma anareo.

Read all of Epistily ho an'ny Romana 16

Cross References

Romans 16:8Veloma amin’ i Ampliato, malalako ao amin’ ny Tompo.

Galatians 6:11Indro ny havaventin’ ny soratra izay soratan’ ny tanako ho aminareo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily ho an'ny Romana 16:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily ho an'ny Romana 16:21Epistily ho an'ny Romana 16Epistily ho an'ny Romana 16:23 →