bible.software › Epistily ho an'ny Romana › Epistily ho an'ny Romana 16 › Epistily ho an'ny Romana 16:6
Epistily ho an'ny Romana 16:6
Veloma amin’ i Maria, izay nikely aina fatratra ho anareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Greet Mary, who bestowed much labour on us.
In Context
5Ary veloma amin’ ny fiangonana izay ao an-tranony. Veloma amin’ i Epaineto malalako, izay voaloham-bokatr’ i Asia ho an’ i Kristy.
7Veloma amin’ i Androniko sy Jonia, havako sy namako niara-nifatotra tamiko, izay malaza eo amin’ ny Apostoly sady tao amin’ i Kristy talohako.
Read all of Epistily ho an'ny Romana 16
Cross References
Romans 16:12Veloma amin’ i Tryfena sy Tryfosa, izay mikely aina ao amin’ ny Tompo. Veloma amin’ i Perysa malala, izay nikely aina fatratra ao amin’ ny Tompo.
This Verse In Other Editions
Study Epistily ho an'ny Romana 16:6