Epistily ho an'ny Romana 16:9
Veloma amin’ i Orbano, mpiara-miasa aminay ao amin’ i Kristy, sy Staky malalako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Salute Urbane, our helper in Christ, and Stachys my beloved.
In Context
8Veloma amin’ i Ampliato, malalako ao amin’ ny Tompo.
Read all of Epistily ho an'ny Romana 16
Cross References
Romans 16:2mba horaisinareo ao amin’ ny Tompo izy, toy izay miendrika ny olona masìna, ary mba hampianareo izy amin’ izay raharaha ilany anareo; fa izy dia mpiahy ny maro mbamin’ ny tenako koa.