Epistily ho an'ny Romana 3:10
araka ny voasoratra hoe: Tsy misy marina na dia iray akory aza;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
As it is written, There is none righteous, no, not one:
In Context
11Tsy misy izay mahafantatra, Tsy misy izay mitady an’ Andriamanitra.
Read all of Epistily ho an'ny Romana 3
Cross References
Job 14:4Aiza no misy madio ateraky ny tsy madio? Tsy misy na dia iray akory aza.
Job 15:16Koa mainka fa izay vetaveta sy tena ratsy, dia ny olona izay misotro heloka toa rano!
Psalms 14:1Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ i Davida. Ny adala manao anakampo hoe: tsy misy Andriamanitra. Manao izay ratsy sy vetaveta izy; tsy misy manao ny tsara.
Isaiah 8:20Ho amin’ ny lalàna sy ny teni-vavolombelona ihany! Raha tsy miteny araka izany teny izany izy, Dia olona izay tsy hiposahan’ ny fahazavan’ ny maraina.
Matthew 15:19Fa avy amin’ ny fo no ivoahan’ ny sain-dratsy, dia ny vonoan’ olona, ny fakam-badin’ olona, ny fijangajangana, ny halatra, ny ampanga lainga, ny fitenenan-dratsy;
Mark 10:18Ary hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no ataonao hoe tsara? Tsy misy tsara afa-tsy Iray ihany, dia Andriamanitra.