Epistily ho an'ny Romana 3:14
Feno ozona sy fangidiana ny vavany;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Whose mouth is full of cursing and bitterness:
In Context
15Ny tongony mimaona handatsa-drà;
Read all of Epistily ho an'ny Romana 3
Cross References
Psalms 59:12Aza mahafaty azy Hianao, fandrao hanadino izany ny fireneko. Ampirenireneo amin’ ny herinao izy, ka aripaho, ry Tompo ô, Ampinganay.
James 3:10Ny vava iray ihany no ivoahan’ ny fisaorana sy ny fanozonana. Ry rahalahiko, tsy mety raha misy izany.