Epistily ho an'ny Romana 3:16
Fandravana sy fandringanana no eo amin’ ny alehany;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Destruction and misery are in their ways:
In Context
15Ny tongony mimaona handatsa-drà;
17Ary ny lalan’ ny fiadanana dia tsy fantany;
Read all of Epistily ho an'ny Romana 3
Cross References
Psalms 10:5Tanteraka mandrakariva ny alehany; any amin’ ny avo lavitra azy ny fitsarànao; ny mpandrafy azy rehetra dia ataony hoe: zinona ireny?