The Bible Software
bible.software › Epistily ho an'ny Romana › Epistily ho an'ny Romana 3 › Epistily ho an'ny Romana 3:17

Epistily ho an'ny Romana 3:17

Ary ny lalan’ ny fiadanana dia tsy fantany;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the way of peace have they not known:

In Context

16Fandravana sy fandringanana no eo amin’ ny alehany;

18Tsy misy fahatahorana an’ Andriamanitra eo anoloan’ ny masony.

Read all of Epistily ho an'ny Romana 3

Cross References

Isaiah 57:21Tsy misy fiadanana ho an’ ny ratsy fanahy, hoy Andriamanitro.

Matthew 7:14Fa èty ny vavahady, ary terỳ ny lalana izay mankany amin’ ny fiainana, ka vitsy ny mahita azy.

Romans 5:1Koa amin’ izany, satria efa nohamarinina tamin’ ny finoana isika, dia aoka isika hanana fihavanana amin’ Andriamanitra amin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy Tompontsika.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily ho an'ny Romana 3:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily ho an'ny Romana 3:16Epistily ho an'ny Romana 3Epistily ho an'ny Romana 3:18 →