Epistily ho an'ny Romana 3:22
dia ny fahamarinana avy amin’ Andriamanitra amin’ ny finoana an’ i Jesosy Kristy ho an’ izay rehetra mino; fa tsy misy hafa,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
23fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra avy amin’ Andriamanitra,
Read all of Epistily ho an'ny Romana 3
Cross References
Matthew 22:11Ary nony efa niditra ny mpanjaka hizaha ny mpihinana, dia nahita lehilahy anankiray izay tsy niakanjo ny akanjo fitondra amin’ ny fampakaram-bady.
Acts 15:9fa tsy nataony misy hafa isika sy izy, fa nodioviny tamin’ ny finoana ny fony.
Romans 4:3Fa ahoana hoy ny Soratra Masìna? Ary Abrahama nino an’ Andriamanitra, ka dia nisaina ho fahamarinany izany.
Romans 5:1Koa amin’ izany, satria efa nohamarinina tamin’ ny finoana isika, dia aoka isika hanana fihavanana amin’ Andriamanitra amin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy Tompontsika.
Romans 9:30Ahoana ary no holazaintsika? Ny jentilisa, izay tsy nitady fahamarinana, no nahazo fahamarinana, nefa fahamarinana izay avy amin’ ny finoana?
1 Corinthians 4:7Fa iza no mampihoatra anao? Ary inona no anananao, izay tsy noraisinao? Fa raha nandray ihany ianao, nahoana no mirehareha hoatra ny tsy nandray?