The Bible Software
bible.software › Epistily ho an'ny Romana › Epistily ho an'ny Romana 3 › Epistily ho an'ny Romana 3:24

Epistily ho an'ny Romana 3:24

nefa hamarinina maimaimpoana amin’ ny fahasoavany izy noho ny fanavotana izay ao amin’ i Kristy Jesosy,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Being justified freely by his grace through the redemption that is in Christ Jesus:

In Context

23fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra avy amin’ Andriamanitra,

25Izay nasehon’ Andriamanitra tamin’ ny ràny ho fanavotana amin’ ny finoana, hanehoana ny fahamarinany amin’ ny tsy namalian’ Andriamanitra ny fahotana lasa tamin’ ny nandeferany,

Read all of Epistily ho an'ny Romana 3

Cross References

Isaiah 53:11Noho ny fisasaran’ ny fanahiny dia hahita izany Izy ka ho afa-po; Ny fahalalana Azy no hanamarinan’ ny Mpanompoko marina ny olona maro, ary Izy no hivesatra ny helok’ ireo.

Romans 4:4Ary ho an’ izay miasa, dia tsy isaina ho fahasoavana ny karama, fa ho trosa.

Romans 5:9Koa mainka aza ny hamonjeny antsika ho afaka amin’ ny fahatezerana ankehitriny, rehefa nohamarinina tamin’ ny ràny isika.

1 Corinthians 1:30Fa avy aminy no nanaovana anareo ho ao amin’ i Kristy Jesosy, Izay nataon’ Andriamanitra fahendrena sy fahamarinana sy fahamasinana ary fanavotana ho antsika,

Ephesians 1:6ho fiderana ny voninahitry ny fahasoavany, izay nanasoavany antsika maimaimpoana ao amin’ ny Malala.

Colossians 1:14Izay ananantsika fanavotana, dia ny famelana ny helotsika.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily ho an'ny Romana 3:24

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily ho an'ny Romana 3:23Epistily ho an'ny Romana 3Epistily ho an'ny Romana 3:25 →