Epistily ho an'ny Romana 3:6
Sanatria izany! Fa raha izany, hataon’ Andriamanitra ahoana no fitsara izao tontolo izao?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
God forbid: for then how shall God judge the world?
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Romana 3
Cross References
Job 8:3Andriamanitra va hamadika ny fitsarana, na ny Tsitoha hamadika ny rariny?
Psalms 9:8Kanefa Jehovah mitoetra mandrakizay, efa nametraka ny sezany hitsarany Izy,
Psalms 50:6Hasehon’ ny lanitra ny fahamarinany; fa Andriamanitra no Mpitsara. [Sela.]
Psalms 98:9Eo anatrehan’ i Jehovah, fa avy hitsara ny tany Izy; Hitsara izao rehetra izao amin’ ny fahamarinana Izy Ary ny firenena amin’ ny fahitsiana.
Romans 2:16amin’ ny andro izay hitsaran’ Andriamanitra ny zavatra takona ataon’ ny olona, araka ny filazantsarako amin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy.