Epistily ho an'ny Romana 4:7
Sambatra izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Saying, Blessed are they whose iniquities are forgiven, and whose sins are covered.
In Context
8Sambatra izay olona tsy hisain’ i Jehovah heloka.
Read all of Epistily ho an'ny Romana 4
Cross References
Psalms 32:1Nataon’ i Davida. Maskila. Sambatra ny olona izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany.
Psalms 85:2Jehovah ô, efa naneho fitia tamin’ ny taninao Hianao, Efa nampodinao Jakoba avy tamin’ ny fahababoany.
Isaiah 40:1Ampionony, ampionony ny oloko, Hoy Andriamanitrareo;
Micah 7:18Iza no Andriamanitra tahaka Anao, Izay mamela heloka Sady mandalo ny fahadisoan’ ny sisa amin’ ny lovany? Tsy mitana ny fahatezerany ho mandrakizay Izy, Fa tia famindram-po.
Luke 7:47Ary amin’ izany dia lazaiko aminao: Voavela ny helony be, fa be fitiavana izy; fa izay voavela tamin’ ny kely dia kely fitiavana.